| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 ady antsanga | 
| Singan-teny | 2ady, 3antsanga | 
| Sokajin-teny | 4 kambanteny | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
5 adin' ny samy mahery am-bava, ny samy vavàna [1.1] | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
6 [antsanga, a heap of sand or earth thrown up by a torrent.] Wrangling; noisy, trifling, and unmeaning contention; angry bickerings that lead to no charges in law. [1.2] | 
| Tovy hevitra | 7ady an-tsena | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 | 
 |